You are here

Fiantsoana hiomanana amin'ny Mondialido

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 11/03/2014 - 21:21
Ireo izay maniry handray anjara amin'ny lalao kitra MONDIALIDO fanao isan-taona eto Roma dia hiangaviana mba ho tonga eny amin'ny Campo sportivo, via lago santo 23, amin'ny alahady 16 martsa izao amin'ny 3 ora  tolakandro tsy diso. Aorian'ny fanazaran-tena dia hisy fivoriana ho an'izay mazoto.
Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso an' i Hermann : 347-3271729
Ampitampitao !