You are here

Fanosorana ho diakra an'i Frera Rossinah sy Elysee.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 11/05/2009 - 21:41

 

Vita soa amantsara ny asabotsy 9 mey 2009 teo teny amin'ny Casa Generalizia degli Oblati di Maria Imacolata ny fanamasinana ho diakra an'i Fr. Elysé sy Fr Jean Rossinah ka mirary soa ho azy mirahalahy hatrany isika.