You are here

Fankalazana ny fetin'ny fahaleovantena 2004

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 27/06/2004 - 21:13

 

Taorian'ny fety niraisana teny amin'ny Ambasady dia niaraka nankalaza fety tamin' vavaka sy fiaraha-misakafo ary dihy sy lalao ny Malagasy teto Roma.