You are here

Fanavaozana passeport 2016

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 04/04/2016 - 23:24

Araka ny fanambarana azo avy any amin'ny masoivohon'i Madagasikara dia hisy ny fanavaozana passeport ho an'ireo izay manana passeport lany daty amin'ity taona 2016 ity. Ka amin'ny 20-21-22 mey izao no hanaovana izany ao amin'ny masoivoho araka ny filazana eto ambany sy araka ny voalaza ao amin'ny site-n'ny ambassade www.ambamad-roma.it 

 

 

http://www.malagasy.it/downloads/document/get/formulairepasseport.pdf