You are here

Fanasana fiarahana manao veloma ny taona 2016 eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 14/12/2016 - 20:48

 

Ao amin'ny foiben'ny Masoivohontsika eto Roma izany ny hifamotoanantsika hamarana am-pifaliana ity taona 2016 ity, taona izay somary nifarana mavesatra kanefa tantely amam-bahona moa ny fiainana ka dia ho ny tsara hatrany no ifanodiavantsika.

Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso mivantana ny ao amin'ny masoivoho. Ampitampitao ny hafatra.