Fri, 24 Dec 2010 - 22:09 By superadmin Oratorio San Luigi, Via Ormea 4 Torino (TO) manomboka amin'ny 9 ora alina ka mandra-maraina. Fandraisana anjara : * 20 euro ho an'ireo tsy mambran'ny Fikambanana MA.MI, * fitia tsy mba hetra ho an'ireo mpikambana.