You are here

Fanaovam-beloma farany an'i mompera Gaston Ramanamisata, ms

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 26/11/2013 - 12:28

 

Natao tao amin'ny eglizy Notre-Dame de la Salette, Roma, ny talata 26 novambra maraina ny fanaovam-beloma farany an'i mompera Gaston Ramanamisata, izay nodimandry tampoka teto Roma tamin'ny 18 novambra 2013.

Handry am-piadanana anie izy ary misaotra azy amin'izay rehetra natolony ho antsika sy ny Fiangonana katolika. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ireo Rahalahiny ao amin'ny Tompo.

Vaovao Ankohonana : Adidy farany tamin'i P. Gaston.