You are here

Sakafom-pihavanana karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus

Nampidirin'i Rondro ny Sat, 22/12/2018 - 10:46

 

Fankasitrahana sy fankatelemana no atolotry ny Fikambanana Tetezana Onlus ho anareo rehetra tonga nanotrona sy nanome tànana tamin'iny takariva omaly iny. Misaotra, hono tompoko, amin'ny anaran'ireo zaza rehetra karakarain'izy ireo any an-tanindrazana.