You are here

Sakafom-pianakaviana taorian'ny fanamasinana ho diakra an'i Fr Lalatina.

Nampidirin'i Rondro ny Thu, 28/04/2011 - 18:51

 

Ny ampitson'ny Fanosorana ho Diakra an' i Fr Lalatina dia indreto indray ny solontenan'ny Ankohonana nanotrona azy tamin'ny sakafom-pianakaviana niarahana tamin'ny Fikambanana zezoita sy ny havan'ireo diakra vaovao.