You are here

Sakafom-pianakaviana taorian'ny fanamasinana ho diakra an'i Fr Jean de Dieu sy Fr Christophe

Nampidirin'i Rondro ny Wed, 07/04/2010 - 18:51

 

Anio alarobia 7 aprily 2010 kosa dia nisy sakafom-pianakaviana niombonana tamin'ny Fikambanan'ny Zezoita sy ireo fianakavian'ny diakra 10 mirahalahy niaraka nohamasinina tamin'i Fr Jean de Dieu sy Fr Christophe omaly.