Ny Mpanompovavin'Andriamanitra Marthe Hervée nandalo teto Roma

 

Fitsidihan'ny Mpanompovavin'Andriamanitra Marthe Hervée sy Tiana Fanantenana teto Roma ny 12 ka hatramin'ny 16 aprily 2018 teo.