You are here

Alin'i Md Sylvestre ao Milan

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 26/11/2014 - 15:50
Ny fikambanana G.T.M. dia faly manasa antsika rehetra hiara-hikorana ao Desio (MI), via Lampugnani n. 119, ny Alarobia 31 Desambra 2014 amin'ny sivy ora alina.
Ny fandraisana anjara amin'ny hofan'ny efitra dia 15€ ary hisy zava-pisotro hozaraina. Hisy Thb sy limonady hamidy.
Ny sakafo indray dia iangaviana ny tsirairay hivimbina, hiaraha-mihinana toy ny fanaontsika isika.
Tongava maro fa dia hafana ny korana!