Tu sei qui

Tamin'ny Fanamasinana ho Diakra an'i Fr Judicael

Inviato da superadmin il Mer, 16/03/2011 - 10:33

 

Mamerina ny fiarahabana sy firariantsoa ho an'i Fr Judicaël Tahiriniaina Rakotoarimanga (ocd), nahatafita ny dingana iray indray ka voahasina ho diakra soa aman-tsara ny asabotsy 5 martsa 2011 teny amin'ny Bazilikan'i S. Pancrazio teto Roma. Mahareta hatramin'ny farany dia mahavità be tokoa eo amin'ny sahan'ny Tompo.

Misaotra ny rehetra tonga nanotrona azy tamin'izany, ireo relijiozy lahy sy vavy maro, sy ireo lahika ihany koa, niombom-bavaka sy niara-paly. Dia misaotra ireo tsy afaka nanatrika saingy nitrotro azy am-bavaka.