Mon, 16 Jul 2007 - 22:15 By superadmin Sary nandritra ny nanaterana ny Ambasadaoro mianakavy teny Fiumicino Roma tamin'ny volana jolay 2007. Handao tanteraka an'i Italia izy ary hamonjy ny toerana vaovao nanendren'ny Fanjakana azy any Dakar, Senegal.