Horonantsary fohifohy nandritra ny Festa dei Popoli teny amin'ny Fiangonana San Giovanni teto Roma. Nandray anjara mavitrika tamin'izany ny Malagasy na tamin'ny hira sy ny fihetsika mirindra tao am-piangonana izany na tamin'ny vako-drazana na tamin'ny stand.
Isaorana daholo izay nandray anjara.
Festa dei Popoli DireGiovani.it
envoyé par hery