Mon, 27 Feb 2006 - 21:51 By superadmin Noho ny lafiny izay tsy miankina aminay dia voatery nakatona ao anatin'ny fotoana tsy voafetra ny Trano Fanaovana Lanonana "Club Millenium Madagascar". Hilazana ihany isika rehefa misokatra indray ny trano.