Tu sei qui

Alatsinain'ny Paka 2016 teny Subiaco

Inviato da superadmin il Lun, 28/03/2016 - 20:17

 

28 martsa 2016 : na somary ratsy aza ny andro dia nahafinaritra ny fiarahana fa misaotra ny rehetra. Ny nandihy nandihy araka ny fomba zay mbola tsy hita ny maharatsy azy, ny nitsambikina tamin'ny tady nitsambikimbikina nanao zay afany na lehibe na kely, ny mpandresy tamin'ny kanetibe nitondra vorontsiloza nody... nilay eeee.