Tu sei qui

Fifampiarahabana tratry ny taona 2014

Inviato da superadmin il Dom, 12/01/2014 - 21:14

Natao tao amin'ny efitra iray tao ambanin'ny Parrocchia Santa Maria Ausiliatrice, Piazza Santa Maria Ausiliatrice 54 (su via Tuscolana)

Nitarika ny fotoam-bavaka Mme. Fanja, Nitory teny P. Pierre Emile

Isaorana M. Mahitsy nampita ny sary.