Tu sei qui

Veloma ary mandria ampiadanana Nivo

Inviato da superadmin il Sab, 21/08/2010 - 19:51

 

Misaotra mankasitraka ny rehetra nanotrona an'i Britto sy nanao veloma farany an'i Nivo tany Naples ny asabotsy 21 aogositra 2010, fa nahatsiaro tena tsy ho irery izy ireo amin'izao andro manjombona izao.

Jereo ato ny momba azy

Mandria am-piadanana Nivo, fa vita ny hazakazakao tety.