Tu sei qui

Fitsangatsanganana teny Formello.

Inviato da superadmin il Lun, 03/05/2010 - 14:44

 

Fitsangatsanganana nokarakarain'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo teny Formello, ny 1 mey lasa teo. Na semban-drahona aza ny lanitray eto Roma fa nandao anay i P. Roland Hajatiana, dia tsy nofoanana ilay fifamotoanana teny Formello fa nararaotina nihaonana sy nitafatafan'ny mpianakavy.

Misaotra an'i Hasina sy Malala nanampy tamin'ny sary.