Tu sei qui

Asaramanitra 2019 tao amin'ny foiben'ny masoivoho eto Roma

Inviato da Rondro il Lun, 01/07/2019 - 07:26

 

Ny takarivan'ny sabotsy 29 jiona no niaraka nankalaza ny faha-59 taona nahazoana ny Fahaleovantena ireo zanak'i Madagasikara am-pielezana aty Italia.

Ialana tsiny fa vitsivitsy ny sary satria nanodinana horonana ny fakantsary wink ,
ary ialana tsiny ny horonana somary nisy feo nikasokasoka noho ny rivotra mba sendra nitsoka tsindraindray.