Tu sei qui

Fandraisana ny taona 2012 teny Subiaco.

Inviato da Rondro il Dom, 01/01/2012 - 17:54

 

Faly miarahaba ny rehetra tonga soa aty amin'ny 2012 daholo. Hitondra soa, fanambinana ary fahasalamana indrindra indrindra anie izy ity.

Samy nanana ny toerana sy ny fomba nankalazany ny famaranana ny 2011 sy fandraisana ny taona 2012 avy moa ny isan-tsokajiny ka dia raisinay an-tanandroa ireo sary rehetra tianareo ifampizarana eto amin'ity toerana ity. Alefaso amin'ny contact@malagasy.it ny sary na raha manana compte ao amin'ny Flickr ianareo dia omeo anay ny rohy misy  ny sary fa raisinay mivantana avy any.

___________________________________

 

Toa izao kosa ny Koranam-pianakaviana kely teny Subiaco, natomboka tamin'ny lamesa fisaorana sy fiderana an'Andriamanitra, nanomboka tamin'ny sivy ora alina ny asabotsy  31 desambra 2011 ka hatramin'ny 5 ora tolakandro ny alahady 1 janoary 2012.

Tenue Cool cheeky...