Tu sei qui

'Concistoire', volana jiona 2018 - andro faharoa

Inviato da Rondro il Lun, 02/07/2018 - 12:51

 

Ny alahady 29 jiona, nandritra ny Sorona Masina lehibe fankalazana ny martirin'i Md Piera sy Paoly :

Niara-nanolotra izany tamin'ny Ray Masina ireo kardinaly vaovao. Taorian'izay dia nirohotra teny Monteverde avokoa ny Malagasy niaraka nikorana tamin'ny kardinaly.