Tu sei qui

Fotoam-bavaka notarihin'i Pastera Emmanuel Tehindrazanarivelo tao amin'ny Fiangonana protestanta malagasy eto Roma.

Inviato da Rondro il Mar, 03/07/2018 - 10:07

 

Amin-kafaliana hatrany no andraisan'ny fiangonana protestanta malagasy eto Roma ireo Raiamandreny am-panahy mandalo tanàna. Toy ny mahazatra dia niara-nizara sakafo tohan'aina aloha ny mpianakavy nialohan'ny nirosoana tamin'ny fizarana sakafom-panahy sady fitondrana am-bavaka ny tanindrazana amin'izao mbola anatin'ny fankalazana ny nahazoana ny fahaleovantena izao.