Tu sei qui

Ny "quartier" Md Augustin niaraka kely tamin'i Kardinaly.

Inviato da Rondro il Mar, 26/06/2018 - 22:33

 

Niara-nizara ny masaka tamin'i Mgr Désiré Tsarahazana ny "Saint Augustin) sady nanolotra ny firariantsoa ho azy amin'izao hanandratana azy ho kardinaly izao.

Tao koa ny mpanao gazetin'ny BBC nandrakitra an-tsary izany, ho ataon'izy ireo anatin'ny horonana mitantara ny momba an'i Kardinaly atsy ho atsy.