Fananganana Olomasina an'i Jacques Berthieu - lamesa alatsinainy maraina
By superadmin
Nofaranana tamin'ny lamesa teny tamin'ny eglizin'i Saint Louis de France ity fankalazana fananganana ho olomasina an'i Jacques Berthieu ity, tamin'ny alatsinainy 22 oktobra 2012 teo.