Voady voalohany nataon'i masera Marie Nina.
Natao omaly 11 janoary teny amin'ny Casa Generalizia an'ny Fikambanan-drelijiozy Md Joany Batista eto Roma.
Horonana tamin'ny nihirana ny "Masina masina" sy ny "Ry zanak'ondry" tamin'ny teny malagasy.