You are here

Torohevitra mahasoa

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 25/01/2006 - 12:56

Torohevitra mahasoa ho antsika malagasy eto Italie indrindra fa ireo izay tsy manana taratasy ara-dalana.

Toerana manokana nentina hanomezana torohevitra sy vahaolana ny vahiny eto Italie indrindra moa fa ireo izay tsy manana Permesso di soggiorno.

Hampafantarina isika fa eto Italie dia manana zo ho tsaboina avokoa ny rehetra na ny manambola na ny tsy manambola ary ny zaza dia afaka mianatra avokoa, raha misy ny manana olana ara-panjakana dia misy afaka manampy amin'izany koa ao amin'ny Medecin sans Frontière...

Izany dia misy isaky ny faritra rehetra ireto aloha ny eto Roma

Mbola @ teny italiana moa ireto saingy tena tsy araka indraindray ny mandika azy rehetra @ teny malagasy ka dia ilana tsiny.

Raha misy mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manoratra aminay.

Servizi gratuiti per Stranieri.

Ambulatorio medico
Ginecologia
Dentista
Avvocato
Scuola d’Italiano