Toeram-pivavahana

 Eglise san macuto

Ireto avy ireo toeram-pivavahana mety hisy Malagasy azonao aleha rehefa eto Italia

 

Roma

Katolika

- Isaky ny alahady ao amin'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo, Chapelle C. Bellarmino eny amin’ny S. Zezoita, Via del Seminario 120, (akaiky ny Panthéon) dia misy lamesa amin'ny teny Malagasy (9h30).


Visualizzazione ingrandita della mappa

- Isaky ny alahady ao amin'ny Chapelle St. Louis des Français dia misy lamesa amin'ny teny Frantsay.

Protestanta

-Isaky ny alahady (9h30) ao amin'ny fiangonana Valdese Via IV Novembre dia misy fiaraha-mivavaka amin'ny teny frantsay.

Visualizzazione ingrandita della mappa