Voady farany nataon'i Sr Maria Cristina
Natao tao amin'ny katedralin'i Palestrina ny alahady 8 jolay 2012 teo. MIobom-pifaliana hatrany miaraka aminy ary mitondra ny firariantsoa sy mitondra ambavaka amin'ny adidy ho sahaniny.
Dia anio alahady 15 jolay kosa no noharabaina tao amin'ny Ankohonana izy ka mba nisy sarim-pianakaviana kely natao tamin'zany.
(Misaotra hatrany an'i Suzanne nanome ny sary hozaraina eto)
comments powered by Disqus



































