Tutti a pranzo per Madagascar
Koranam-pianakaviana nokarakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus tamin'ny alahady 10 jiona teo mba entiny hiatrika ny adidy miandry azy ireo amin'ny fandefasana an-tsekoly zaza malagasy maromaro any an-tanindrazana.
Hanolotena ho an i Jesoa Mpamonjy
comments powered by Disqus













































































