You are here

Tafatafa tamin'i Père Pedro nandritra ny fandalovany.

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 08/06/2011 - 23:06

 

Nitafatafa sy nilazalaza fohifohy momba ny Akamasoa tamin'ireo olona tsara fo nanohana sy manohana ary mbola hanohana azy am-pitiavana amin'ny alalan'ny Fikambanana "Amici di Padre Pedro Onlus" i mompera Pedro Opeka nandritra izao fandalovany andro vitsivitsy eto Roma izao.