You are here

Notte del Madagascar tao amin'ny Zoom Torino

Nampidirin'i superadmin ny Thu, 02/08/2012 - 09:38

 

Nisy takariva fikoranana natokana ho an'i Madagasiakra natao tao amin'ny Zoom tao Torino (giardino zoologico) tamin'ny 21 jolay lasa teo ka indreto ny sary vitsivitsy tamin'izany izay isaorana manokana an'i Franco Andreone.