Madagasikara nandritra ny Festa dei Colori tao Ciampino

Mankasitraka azy 6 mianadahy (Dina sy Harijaona, Toky sy Haja, Iantsa ary Faniry) nanolo-tena nandray anjara ho an'i Madagasikara, tamin'ny hetsika "Festa dei Colori" nokarakarain'ny Comune di Ciampino, tamin'ny sabotsy 28 mey teo. Misaotra fa nihofahofa niaraka tamin'ireo sainam-pirenena hafa tao ny Fotsy-Mena-Maitso malagasy, nahasintona mpitsidika sy mpividy ireo asa-tànana vitsivitsy naranty, ary nankafizin'ny vahiny koa ny mofo baolina sy sambosa ary ny koba nampanandramana azy ireo tao.

 

Ciampino 001Ciampino 004Ciampino 006Ciampino 008Ciampino 009Ciampino 011Ciampino 013Ciampino 014Ciampino 015Ciampino 016Ciampino 017Ciampino 018Ciampino 020Ciampino 022Ciampino 025Ciampino 028Ciampino 029Ciampino 033Ciampino 034Ciampino 035Ciampino 036Ciampino 038Ciampino 039Ciampino 040Ciampino 041Ciampino 043Ciampino 044Ciampino 045Ciampino 046Ciampino 047Ciampino 048Ciampino 049Ciampino 050Ciampino 051Ciampino 052Ciampino 053Ciampino 054Ciampino 056Ciampino 058Ciampino 059Ciampino 060Ciampino 063Ciampino 065Ciampino 068Ciampino 069Ciampino 070Ciampino 074Ciampino 079Ciampino 080Ciampino 081Ciampino 086 Ciampino 089

Hampiditra hevitra