You are here

Korana kely hiatrehana ny Mondialido 2012

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 15/04/2012 - 17:34

 

Ireo namana handray anjara amin'ny ady baolina kitra amin'ny Mondialido 2012 moa dia nangataka tànana hanohanana azy ireo amin'ny  hiatrehana izany ka dia nikarakaraka korana kely sy fiarahana misakafo tetsy amin'ny foiben'ny Masoivohompirenena teto Roma. Dia nanohina koa ny mpiray tanindrazana zay afaka tamin'izany ka ireto ny sombintsary mba azo nanditra zany fiarahana izany.

Dia mahaleova mahalasàna rizalahy e !