I libri fanno anche Tetezana

Sombintsary nalaina nandritra ilay takarivan-pikoranana nokarakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus.

Ny lohahevitra nitondrana ity hetsika ity moa dia ny hoe "I libri fanno tetezana", zany hoe Ny Boky koa dia manao Tetezana, satria ny vokatra azo tamin'ity takariva ity dia entina hiatrehana ny tetikasa "Trano famakiamboky" any Djangoa, Ambanja ary Antsirabe.

Misaotra ireo rehetra tonga nanohana, sy ireo tsy afaka tonga fa nitondra ny anjara birikiny hatrany.

 


Presentazione del "Progetto Biblioteca" 

 

Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus Serata Tetezana Onlus