You are here

Horonantsary tamin'ilay Giornata del Madagascar tany Torino.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 10/07/2011 - 09:46

Horonan-tsary mirakitra ny "Giornata del Madagascar" natao tao amin'ny Museo Regionale di Scienze Naturali tao Torino ny 25 jiona, tanatin'ny fankalazana ny faha-51 taonan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara.