You are here

Fanosorana ho pretra an'i Fr Lalatina tany Ambiatibe

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 31/10/2012 - 22:41

 

Misaotra indrindra an'i Lalatina, pretra sj, nizara ity fifaliana ity, dia ny fanosorana azy ho pretra  tany Ambiatibe tamin'ny 25 aogositra 2012 izany.

Dia mirary azy ho Mpisoron'ny Avo mavitrika sy marina ary maharitra tokoa.