Fanamasinana ho pretra an'i Diakra Daudet tany Antsirabe

Natao ny asabotsy 28 jolay teo tany Antsirabe ny fanosorana ho pretra an'i Fr Daudet Maximilien. OssT . Mirary ny soa hatrany ho azy sy ireo namana niaraka nohosorana taminy ary maniry azy ireo haharitra sy hahavita be ny Asa  nanirahan'ny Tompo azy.

(Misaotra an'i diakra Lalatina nandefa  ny sary)

 

P7280032 P7280033 P7280035 P7280036 P7280038 P7280067 P7280091 P7280096 P7280117 P7280122 P7280123 P7280124 P7280125 P7280126 P7280127 P7280133 P7280142 P7280165 P7280166 P7280170

comments powered by Disqus