You are here

Antsampanahy natao'ny Fikambanana Marialy eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 23/04/2012 - 10:39

 

Ny Fikambanana marialy dia vondrom-behivavy ao amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma, manaja sy midera manokana an'i Masina Maria.
Ireto ny sary vitsivitsy nalaina tamin'ny antsam-panahy voalohany nataon'izy ireo, ary nanatevin-daharana azy ireo ihany koa ny Antoko mpihira ao amin'ny Ankohonana sy ny tarika KaMeMa (Kanto sy Mevan'i Madagasikara) eto Roma. 
Isaorana indrindra ireo rehetra nikely soroka nahatanteraka azy ity.