Andro natokana ho an'ny lavanila teny amin'ny Expo 2015

Fampisehoana ny fikarakarana ny lavanila avy any Madagasikara no notontosain'i Edith Jaomazava, Andriambavilanitry ny lavanila, teny amin'ny Expo Milano 2015 tamin'ny sabotsy 3 oktobra tolakandro teo. 

(Ialana tsiny ny feo mikasoka somary nanimba ny horonantsary. Mba ataovy mangahazo mangidy malemy re, ka ny fizotran'ny fotoana mba tiana ampitaina no mba ifantohantsika am-pitsikiana)

Expo 135Expo 137Expo 077Expo 078Expo 079Expo 080Expo 081Expo 082Expo 083Expo 084Expo 085Expo 086Expo 087Expo 144Expo 089Expo 091 Expo 145Expo 146 Expo 092Expo 093Expo 094Expo 095Expo 096Expo 097 Expo 145

Hampiditra hevitra