You are here

Fanaovam-beloma farany an'i Sr Florine

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 28/05/2011 - 17:10

 

Misaotra  antsika rehetra tonga nanao veloma farany ny nofo mangatsiakan'i Sr Florine, nanatitra azy hatreny amin'ny toerana nanitrihana azy ary nanotrona ireo rahavaviny ao amin'ny Fikambanana.