Famangian'i Mgr Roger Victor teto Roma.

Manararaotra ny fandalovany eto Roma hamonjy  ny fivorian'ny "Justice et Paix" ny evekan'i Mahajanga, i Mgr Roger Victor, dia tonga nanolotra ny lamesa tao amin'ny Ankohonana anio 15 aprily 2011.

Misaotra sy mankasitraka azy tsy nandalo tanà-misy havana fa nivily tokoa nijery ny ondriny amin'ny maha-mpiandry ondry tsara azy.

(misaotra an'i Georges sy Vincent tamin'ny sary sasany)

Mgr Roger Victor namangy ny Paroasy Mgr Roger Victor namangy ny Paroasy Mgr Roger Victor namangy ny Paroasy Mgr Roger Victor namangy ny Paroasy Mgr Roger Victor namangy ny Paroasy : ireo mpiandry ondry tsara ;) Mgr Roger Victor namangy ny Paroasy 229428_1719489747061_1232816510_31482340_2062269_n Mgr Roger Victor namangy ny Paroasy Mgr Roger Victor namangy ny Paroasy

 

comments powered by Disqus