All news

48. Famangian'ny Raiamandreny Kardinaly Razafindratandra

Ry mpiray tanindrazana, Fiadanana sy hafaliana no entina miarahaba antsika mianakavy amin’ny alalan’ny fifampizarana vaovao izay mampiombona antsika. Ho fanamafisana ny vaovao nampitaina tamin’ny… More>>

47. Tetikasa Baiboly Katolika

Manana tetikasa ny hampiditra ny Baiboly Katolika Malagasy ho ao amin'ny baiboly.org izahay koa manao antso avo ho an'ireo namana manana Baiboly Katolika mba hifanampy sy handray anjara. Tsotra ny zavatra… More>>

46. “ Aumônier”-ny Malagasy katolika eto Italie.

Ry mpianakavy ao amin’ny Fiangonana katolika, Faly manolotra ny fiarahabana ho antsika rehetra amin’izao herin’andro masina izao. More>>

45. Vaovao avy amin'ny birao katolika eto Roma

1 – Faly miarahaba antsika tsirairay avy, amin’ny alalan’izao fampitana vaovao izao. Noho ny fiaraha-miasa aminay mpikambana teo amin’ny birao teo aloha sy ireo namana mpitantana vaovao dia niangaviana… More>>

44. una sala di divertimento malgascio

Il giorno 18 febbraio 2006 alle ore 21 apertura ufficiale di una sala di divertimento malgascio a Cesano Via Prato Corazza 60 More>>

43. Torohevitra mahasoa

Torohevitra mahasoa ho antsika malagasy eto Italie indrindra fa ireo izay tsy manana taratasy ara-dalana. More>>

42. Invito presentazione tesi

Invito da parte di Hervé per la prensentazione della sua tesi di licenza, il 27 Gennaio 2006 alle ore 17:30 presso l'Università Pontificia Salesiana More>>

41. Hevitra Paka 2006

Misy hevitra iray tonga taty aminay. Hampitampitaina ho antsika eto Italia. Mikasika ny fikasana hihaona amin'ny Paska izy ity koa dia samia mieritreritra sy manome soso-kevitra e. Hiaraka foana.... More>>

40. Totorebiky ny Malagasy teto Roma ny 15 janoary 2006

Dia nifamory indray ny Malagasy teto Roma sy ny manodidina ny alahady 15 janoary 2006 hanao ny fifampirariantsoa mahazatra isaky ny voalohan'ny taona toa izao. Teny amin'ny Mompera Montfortains teny Via… More>>

39. Fihaonamben'ny malagasy Janoary 2006

Hoantsika tapaka sy namana, rahalahy sy anabavy eto Roma. Voalohan-teny dia miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny Noely sy nahatratra izao taona vaovao 2006 izao. Hararaotina eto ny fiarahabana an'ireo… More>>

38. Tahirintsary tamin'ny fety

Sao dia tsy hitantsika fa efa ao amin'ny tahirintsary ao ny sary sendra azo nandritra ny réveillon. Samy maka izay tiany ao e :-) Jereo etsy amin'ny tahirintsary. More>>

37. Noely Katolika 2005

Fiarahan'ny kristiana katolika mankalaza ny Noely 25/12/05 ao @ Collegio Bellarmino,Via del Seminario,120 @ 10 ora maraina. More>>

36. Ao Milan - Razia Said - Mpihira malagasy

Razia Said, mpihira malagasy dia handalo hanao fampisehoana ao Milan SUD (VIA SOLFERINO 33) ny 15 desambra 2005 izao manomboka amin'ny 9ora alina. Ny takelaka ahitanao an'i Razia Said dia ao amin'ny [url]http://raziasaid.com[/url]… More>>

35. Arseveka vaovaon'Antananarivo

Neken'ny Papa Benedetto XVI tamin'ny 7 desambra teo ny Fametraham-pialan'ny Kardinaly Armand Gaetan Razafindratandra tsy ho arsevekan'Antananarivo intsony (araka ny droit canon 401 § 1). Notendren'ny… More>>

34. Noely 2005

Noely 2005 ny malagasy eto Italie. Alahady 18 desambra 2005 ao amin' ny Madonna del Cenacolo (Balduina) Via Piazza Madonna del Cenacolo, 15. More>>

33. Miaiky ny «Ody sida» gasy ny teratany vahiny

Tsy ho zava-baovao velively amin’ny mpamaky ny fandrenesana sy ny filazana fa “ hain’Ingahy ZARANAINA ny manasitrana ny areti-mandoza SIDA”.Tsy fampahafantarana fotsiny fa fanamby mihitsy no efa… More>>

32. Benjamin Ramaroson c.m. Vescovo di Farafangana

AFRICA/MADAGASCAR - Nomina del Vescovo di Farafangana Città del Vaticano (Agenzia Fides) - Il Santo Padre Benedetto XVI in data 26 novembre 2005 ha nominato Vescovo di Farafangana (Madagascar) il Rev.… More>>

31. Giornata della Cooperazione Italiana - Mostra per Ambaja - Madagascar agli Almadiani

Dal 27 ottobre al 6 dicembre 2005 più di 120 eventi nelle regioni e città italiane unite per lo sviluppo dei Paesi più svantaggiati nel mondo. Anche Viterbo testimonia il proprio impegno in questo senso con la mostra agli Almadiani “Ambanja, Madagascar: la forza della speranza” More>>

30. S.O.S Madagascar

Madagascar attanagliato dalla fame, a rischio migliaia di bimbi More>>

29. La mentalité malgache en trois dimensions

Nous allons présenter la mentalité malgache en trois dimensions dans cet article. More>>
First  < 21 22 23 24 25 >