You are here

Korana fandraisana ny taona 2015 ao amin'ny Masoivoho eto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 02/12/2014 - 21:13

Miarahaba ny rehetra,

ary faly mampita aminareo ity hafatra avy amin'ny Masoivoho ity momba ny fety hitsenantsika ny taona vaovao 2015 - manamafy ireo hafatra efa voaraintsika.
Mifampilazà, tongava maro, mivatsia izay zaka na zavapisotro na tohan'aina - ny mihoatra tsy ferana - mba hahatomombana ny fetintsika.
Mirary soa.