You are here

Hihaona amin'ny malagasy eto Italia ny Filoham-pirenena.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 01/06/2008 - 00:06

Ampandrenesina isika Malagasy tsy ankavanavaka eto Italia fa handalo eto Roma ny Filoha Marc Ravalomanana ny talata 3 ka hatramin'ny zoma 6 jiona 2008.

Ampandrenesina isika Malagasy tsy ankavanavaka eto Italia fa handalo eto Roma ny Filoha Marc Ravalomanana ny talata 3 ka hatramin'ny zoma 6 jiona 2008.

Anatin'ny fandaharam-potoanany ny fihaonana amintsika mpiray tanindrazana rehetra amin'ny alakamisy 5 jiona amin'ny 7 ora hariva. Ny toerana dia mbola holazaina antsika tsy ho ela, fa dia aoka mba samy hiomana sy hifampilaza isika rehetra na ny eto Roma na ny amin'ny faritany.

 

Misaotra tompoko.