Fisaorana avy amin'i P. Donatien Rasolomahafaly

Submitted by: Rondro
On: 27/11/2009
Mankasitraka sy mankatelina an'ireo rehetra nivavaka sy tonga nanotrona mivantana tamin'ny fanohanana ny fikarohana natao. Isaorana an'Andriamanitra fa tsy dia nanahirana be araka ny nanahiana azy.
Manao veloma koa fa efa hitodi-doha any an-tanindrazana mandra-pameno indray izay tokony hofenoina amin'ny manaraka.

Samy ho tahin'Andriamanitra.

 

P. Donatien Rasolomahafaly.

Add a comment






[*] Required