Filazana manjo

Ajouté par : hery
Le : 21/08/2010

Commentaires :

1. Rondro

Mankahery sy mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana iray manontolo.
Mandria am-piadanana neny Lalao !!

2. clémence

Miombona alahelo aminareo ny tenako, manombombavaka ho raisin'Andriamanitra ny fanahiny sy maniry fionona ho anareo. Mahereza fa eo akaikinareo lalandava ny Fanahiny.Miala tsiny fa tsy manana contact hafa. Am-pitiavana

3. Naina

Tena malahelo sy mamangy @ fahoriana any fianakaviana iray manontolo.

Madame Angele, Monsieur Parany, Naina, Seheno, Feno

Ajouter un commentaire






[*] Réquis