Fifampiarahabana tratry ny 2012 eto Roma.

Submitted by: Rondro
On: 15/01/2012

Ny Komitin' ny FFKM eto Roma dia faly mampandre antsika malagasy rehetra fa ny " FIFAMPIARABANA "  izay fanaontsika isan-taona dia hotanterahina ny ALAHADY 22 JANOARY hoavy izao.

Ny toerana dia: " VIA TORRE ROSSA N° 40 - 00165 Roma ".
Ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana dia hanomboka amin'ny 11 ora sy sasany maraina.

Araka ny mahazatra dia samy hitondra izay zakany hoamin'ny fiaraha-misakafo sy fiaraha-miala hetaheta.
                
NY KOMITIN ' NY FFKM eto Roma

Add a comment






[*] Required