You are here

Fiaraha-mivavaka 29 Marsa

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 25/03/2009 - 22:58

Manasa ny malagasy amin'ny fiaraha-mivavaka ho fangatahampitahiana ho an'ny tanindrazana ny alahady 29 Marsa 2009 amin'ny 4 ora tolakandro ao amin'ny fiangonana Valdese Via VI Novembre.

Araka ny vaovao azo dia manasa ny malagasy rehetra amin'ny fiaraha-mivavaka ekiomenika ho fangatahampitahiana ho an'ny tanindrazana sy ho fahatsiarovana ny 29 Marsa 1947, izay atao ny alahady 29 Marsa 2009 amin'ny 4 ora tolakandro ao amin'ny fiangonana Valdese Via VI Novembre.

Aoka mba hifampilaza.

 

Tahionao ry Zanahary ity nosindrazanay ity

 

Dia ho tany sambatra ilay Madagasikaranay.